|
|
|
|

Teny iditra1  valiha marovany
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Feon-kira: zavamaneno
Fanazavàna teny malagasy  4  Haro na takelaby no rafetana hitovy bika amin' ny vela ka hatao tariby koa ny tadiny [1.1]
Tovy hevitra  5  valiha vata
Singan-teny  6  valiha, marovany
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19